Aller au contenu

Ireneo avy any Logdonoma: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
{{infobox olona
{{infobox olona
|sary= Saint Irenaeus.jpg
|sary= Saint Irenaeus.jpg
|anarana=Ireneo avy any Logdanoma
|anarana=Ireneo avy any Logdonoma
|teraka=Taona 130
|teraka=Taona 130
|maty=Taona 202
|maty=Taona 202
Andalana faha-11: Andalana faha-11:
|taona niasàna=
|taona niasàna=
}}
}}
'''Ireneo avy any Logdonoma''' na '''Ireneosy avy any Smirna''' dia teôlôjiana [[Rôma Taloha|rômana]] teraka tamin' ny taona 130 tao [[Anatôlia|Azia Minora]] ary maty tamin' ny taona 202 na 208. Anisan' ny [[Rain' ny Fiangonana]] naohitra ny [[gnôstisisma]] izy. Fahakeliny dia nandre ny fampianaran' i [[Pôlikarpôsy avy any Smirna|Pôlikarpa]], izay mpianatr' i [[Joany (evanjelista)|Joany evanjelista]], izy. Tonga [[eveka]]<nowiki/>n' i Logdonoma ([[Fiteny frantsay|frantsay]]: ''[[Lyon (Frantsa)|Lyon]]'') izy tamin' ny taona 177. Niady tamin' ny fampianaran' ny gnôstisisma izy nandritra ny naha eveka azy ka nanoratra boky ho amin' izany. Amin' i Ireneo dia ny Fiangonana no mpiambina ny fahamarinana sy ny finoan' ny Apôstôly izay nipoitra tamin' ny [[Soratra Masina]].
'''Ireneo avy any Logdonoma''' na '''Ireneôsy avy any Smirna''' dia [[Teôlôjia|teôlôjiana]] [[Rôma Taloha|rômana]] teraka tamin' ny taona 130 tao [[Anatôlia|Azia Minora]] ary maty tamin' ny taona 202 na 208. Anisan' ny [[Rain' ny Fiangonana]] naohitra ny [[gnôstisisma]] izy. Fahakeliny dia nandre ny fampianaran' i [[Pôlikarpôsy avy any Smirna|Pôlikarpôsy]], izay mpianatr' i [[Joany (evanjelista)|Joany evanjelista]], izy. Tonga [[eveka]]<nowiki/>n' i [[Logdonoma]] ([[Fiteny frantsay|frantsay]]: ''[[Lyon (Frantsa)|Lyon]]'') izy tamin' ny taona 177. Niady tamin' ny fampianaran' ny gnôstisisma izy nandritra ny naha eveka azy ka nanoratra boky ho amin' izany. Amin' i Ireneo dia ny Fiangonana no mpiambina ny fahamarinana sy ny finoan' ny Apôstôly izay nipoitra tamin' ny [[Soratra Masina]].


Atao hoe ''Irenaeus Lugdunensis'' izy amin' ny [[teny latina]] fa ''Εἰρηναῖος Σμυρναῖος'' / ''Eirênaĩos Smyrnaĩos'' kosa amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]].
Atao hoe ''Irenaeus Lugdunensis'' izy amin' ny [[teny latina]] fa ''Εἰρηναῖος Σμυρναῖος'' / ''Eirênaĩos Smyrnaĩos'' kosa amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]].

Endrik'io pejy io tamin'ny 19 Jiona 2024 à 13:18

Ireneo avy any Logdonoma
Ankapobeny
Anarana Ireneo avy any Logdonoma
Teraka Taona 130
Maty Taona 202
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Roma Taloha
Asa :
Fiainana manokana

Ireneo avy any Logdonoma na Ireneôsy avy any Smirna dia teôlôjiana rômana teraka tamin' ny taona 130 tao Azia Minora ary maty tamin' ny taona 202 na 208. Anisan' ny Rain' ny Fiangonana naohitra ny gnôstisisma izy. Fahakeliny dia nandre ny fampianaran' i Pôlikarpôsy, izay mpianatr' i Joany evanjelista, izy. Tonga evekan' i Logdonoma (frantsay: Lyon) izy tamin' ny taona 177. Niady tamin' ny fampianaran' ny gnôstisisma izy nandritra ny naha eveka azy ka nanoratra boky ho amin' izany. Amin' i Ireneo dia ny Fiangonana no mpiambina ny fahamarinana sy ny finoan' ny Apôstôly izay nipoitra tamin' ny Soratra Masina.

Atao hoe Irenaeus Lugdunensis izy amin' ny teny latina fa Εἰρηναῖος Σμυρναῖος / Eirênaĩos Smyrnaĩos kosa amin' ny teny grika.

Jereo koa

Rohy ivelany

  • Ao amin'i Freebase: [1]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.